« VOLANA IRAY,MPANORATRA IRAY »

Ireto avy ireo hetsika ho an’ity volana Marsa ity izay ampahafantarana an’i Avelo-Nidor :

– Fampirantiana ireo asa sorany ao amin’ny efitrano Jaomanoro (Tranombokim-pirenena Anosy)

  • – Fihaonana sy velakevitra ny Alarobia 30 Marsa ao amin’ny Efitrano David Jaomanoro

– Fampahafantarana amin’ny TVM.

Koa manasa anao àry hamantatra bebe kokoa ny Mpanoratra:AVELO-

NIDOR.