TAGNAMARO MAEVATANANA

Ho fanomanana ny taom-pambolenkazo 2023 dia tolotànana hoan’ny Sampandraharahan’ny Tontolo Iainana amin’ny fanaovana rebouchage (fanetsemana tany ) ireo tavinjanakazo sy fampidirana voanjanakazo no Tagnamaro notanterahina teto Maevatanàna ka nahatratra 1000 isa no vita nandritra izany izay mbola hitohy hanatrarana ny isan’ny zanakazo ho tratrarina hovolena amin’ity taom-pambolena ity.