TAGNAMARO ANTSALOVA

TAGNAMARO ANTSALOVA

Fanesorana ireo lobolobo manodidina ny Hopitaly Antsalova no nanamarihan’ny Olom-pirenena ny Tagnamaro Novambra tao Antsalova.