TAGNAMARO VAVATENINA

Anisan’ny nandray anjara tamin’ny fanatanterahana ny Tagnamaro andian’ny faha-3 amin’ity taona 2023 ity ny vahoaka aty amin’ny Distrikan’ny Vavatenina izay natao tany amin’ny fokontany Ambonihoraka. Lalana miakatra amin’ny tanàna antsoina hoe Andilambe kaominina ambonivohitry Vavatenina no natao ny sabotsy faha 18 Martsa 2023

Navitrika dia navitrika ny fokonolona tonga namaly antso.