VOLANA IRAY, MPANORATRA IRAY

Ravorombato mpanoratra avy ao amin’ny faritra Itasy no ampahafantarin’ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina amin’ity volana Avrily :

Ireto ireo hetsika anamarihana izany :

– Fampirantiana ireo asa sorany ao amin’ny efitrano Jaomanoro (Tranombokim-pirenena Anosy)

– Fihaonana sy velakevitra ny Alarobia 27 Avrily ao amin’ny Efitrano David Jaomanoro

– Fampahafantarana amin’ny TVM.

Koa manasa anao àry hamantatra bebe kokoa ny Mpanoratra: RAVOROMBATO