TAGNAMARO MAINTIRANO

Fanesorana ireo lobolobo manoloana ny fidirana eo amin’ny hirijy iray tao Tanambao SPM no nanamarihan’ny mponina teny ny Andron’ny Olom-pirenena volana Marsa.

Ho hatsaraina amin’ny alàlan’ny Tagnamaro manaraka koa io hirijy io.