TAGNAMARO MARTSA 2023 – Ankazobe (ANALAMANGA)

Fanotofana ireo lavadavaka eny @ arabe miditra ny tanànan’Ankazobe no natao.

Izany dia niarahana tamin’ireo Sampandraharaham-panjakana sy ireo tsara sitrapo.