Distrikan’i Fenoarivobe-Faritra Bongolava

Akon’ny Tagnamaro volana Aprily

Distrikan’i Fenoarivobe-Faritra Bongolava

Fandravonana ny dongotany sy fanalana ny lobolobo teo amin’ny toerana izay kasaina hananganana ny biraon’ny fokontany Andranomirafy Kaomina Fenoarivobe, no Tagnamaro notanterahina tamin’ity volana aprily ity. Andranomirafy izay fokontany izay tsy mbola nanana birao mihintsy hatramin’izay naha fokontany azy.

#MSK

#DRCC_Bongolava

#Tagnamaro