TAGNAMARO KANDREHO.

Tagnamaro fanadiovana faobe sy fanesorana ny lobolobo ny làlana mirefy 100metatra ao amin’ny Fokontany Ampaositra notarihin’ny Delegasion’ny Serasera sy ny Kolontsaina Kandreho sy ny Fikambanana VMA Vehivavy Mandray Andraikitra ao amin’ny Kaominina Kandreho no notanterahina ny Asabotsy 15 Aprily teo.