TAGNAMARO FENERIVE-EST

Notontosaina androany Alarobia faha 22 Jona 2022 ny TAGNAMARO fanadiovana ny Avenue de Fénérive-Est izay toerana hanaovana matso Lehiben’ny 26 Jona 2022.