TAGNAMARO SOANIERANA IVONGO.

Noho ny haratsian’ny lalana antanambao ny Andatsadrano,fokontany Andatsadrano,kaominina Soanierana-Ivongo dia nanatanteraka tagnamaro ny chef fokontany sy ny DLCC aty Soanierana Ivongo mba hanomezana fahafahampo ny mpampiasa ity lalana ity raha toa ka fotaka no niainan’izy ireo taloha. Isaorana ny nandray anjara rehetra.