TAGNAMARO AMBATOMAINTY

Fanamboarana ny lalana mankany amin’ny kianja filalaovam-baolina no natao Tagnamaro ho an’ity volana May ity tao Ambatomainty.