TAGNAMARO AMPARAFARAVOLA

Tao amin’ny kianja Antsahavola no nanamarihana ny hetsika TAGNAMARO ho an’ny Distrikan’Amparafaravola, androany sabotsy 18 martsa 2023.

Fikapana ny bozaka no natao tamin’izany ary nodiovina ihany koa ity kianja ity.