๐Ÿฌ๐Ÿฎ ๐—ณ๐—ฒ๐—ฏ๐—ฟ๐—ผ๐—ฎ๐—ฟ๐˜† ๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿฎ๐Ÿฐ – Notarihin’ny Filohan’ny Repoblika Andry Rajoelina ny fambolen-kazo teto anivon’ny Fiadidiana ny Repoblika teto Iavoloha androany.

Nantitranterina ny tanjona : ยซย ๐™๐™–๐™ข๐™—๐™ค๐™ก๐™š๐™ฃ-๐™ ๐™–๐™ฏ๐™ค, ๐™ข๐™–๐™ฃ๐™–๐™ง๐™ž๐™ฃ๐™– ๐™ฉ๐™ค๐™ฃ๐™ฉ๐™ค๐™ก๐™ค ๐™ž๐™–๐™ž๐™ฃ๐™–๐™ฃ๐™–, ๐™ข๐™–๐™ข๐™š๐™ก๐™ค๐™ฃ๐™– ๐™–๐™ž๐™ฃ๐™–.ย ยป

ยซย Mitari-dalana sy manoro lalana ary indrindra manome ohatra ireo rantsa-mangaika sy ireo sampan-draharaha rehetra mandrafitra ny fitantanana ny firenena isikaย ยป hoy ny Filoha.