21 Sep 2023

Catégorie : Education civique & citoyenne

Education civique & citoyenne, Tagnamaro

TAGNAMARO ANDILAMENA 

TAGNAMARO ANDILAMENA Fanamboarana ny lalana mirefy 300 metatra miakatra ao ambany andrefana Andilamena izay anisan’ny simban’ny rotsak’orana ny hetsika TAGNAMARO tamin’ity volana martsa ity tao amin’ny Distrikan’ Andilamena. Nototofana tany sy vatokely ireo lavadavaka, ary nasiana lalan-drano ny sisin-dalana mba ialana amin’ny fahasimbana amin’ny fiavin’ny…

Education civique & citoyenne, Tagnamaro

TAGNAMARO MORAMANGA 

TAGNAMARO MORAMANGA Fanadiovana ny manodidina ny Tranoben’ny Serasera sy ny Kolontsaina ao Ambohibary no nanamarihana ny hetsika TAGNAMARO tao amin’ny Distrikan’i Moramanga, androany sabotsy 19 Martsa 2022. Tonga namaly ny antso ireo mpanakanto sy ny mpanao gazety rehetra ao Mangoro ary ny fokonolona ao amin’ny…

Education civique & citoyenne, Tagnamaro

TAGNAMARO MAEVATANANA 

TAGNAMARO MAEVATANANA Fokontany 6 eto antampotanàna’i Maevatanàna no indray nihetsika nanatanteraka ny hetsika fanadiovana ireo tatatra tsetsin’ny fako manerana ny tanàna. Isan’ny olana sedrain’i Maevatanàna matetika ny fiakaran’ny rano rehefa avy ny orana ka tokony kojakojaina ireny fofodrafitrasa ivarinan’ny rano ireny hisorohana ny loza.

Education civique & citoyenne, Tagnamaro

TAGNAMARO ROCADE TSARASAOTRA – IVATO 

TAGNAMARO ROCADE TSARASAOTRA – IVATO Zana-kazo 500 fototra novelona nanamorona ny lalana andaniny roa. Tahaka ny fanao isaky ny Sabotsy fahatelo amin’ny volana, mifanome tanana amin’ny hetsika Tagnamaro, andron’ny olom-pirenena ireo mpiara-miasa eo anivon’ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina. Raha ny voafaritra anatin’ny tetiandron’ny Tagnamaro…

Education civique & citoyenne, Tagnamaro

KAOMININA ANJOMA BETOHO 

KAOMININA ANJOMA BETOHO KAOMININA ANJOMA BETOHO: Navaozina tamin’ny alalan’ny Tagnamaro ny CSB sy ny ivo-toeram-piterahana. Kaominina Ambanivohitra ao anatin’ny distrikan’i Manjakandriana i Anjoma Betoho, 12 km monja miala ny RN2 mitsofoka any Manankavaly fa saingy ratsy lalana ka lasa mitoka-monina. Io kaominina io no nosafidian’ny…

Culture, Education civique & citoyenne

« IRAY IHANY ISIKA » 

« IRAY IHANY ISIKA » Mitohy ny fanentanana ataon’ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina momba ny tokony hitandroana tahaka ny anankandriamaso ny firaisam-pirenena na inona na inona fahasamihafana misy eo amintsika samy Malagasy. Izany dia tafiditra ao anatin’ny fandaharana fanabeazana olom-pirenena vanona izay anjara asa iandreketan’ny MSK,…

Plateforme MCC DSI.