TAGNAMARO faritra DIANA

Niavaka ny TAGNAMARO adiany faha-29 teto Diego Suarez, ny sabotsy 15 Octobra 2022.

Nasiam-panavaozagna tanteraka ary nilokoagna tamin’izany ny efi-tragno fianaran’ireo zaza « AUTISTES » ao amin’ny « EPP Avenue Pasteur ».

Nidiovigny manontolo ihany koa ny tokontanin’ny EPP.

Niaraka nagnatontosa ity hetsiky ity ny Talem-paritry ny Serasera sy ny Kolotsaina, ny SG Préfecture’ny Antsiranana,sy ireo Sampandraharaham-panjakana maro sivily sy miaramila ato amin’ny faritra DIANA.
Ny Fitaleavam-paritry ny Serasera sy ny Kolontsaina DIANA dia misaotra manokagna ireo rehetra nanôhagna: ny Gouverneur, ny Solombavambahoakan’ny Madagasikara, ny CIRGIN dy jy Zandarimariam-pirenena, ny LEO CLUB sy ny LION CLUB tamin’ny fagnomezagna « kit scolaire » na fitaovam-pianaragna. Ary indrindra koa ny ekipan’ny DRCC DIANA rehetra.

Magnantegna ny fandraisantsika anjara mavitrika sahady izahay amin’ny  »TAGNAMARO » magnaraka Tompoko.