TAGNAMARO AMBOASARY ATSIMO

Fanadiovana sy fanalana ireo lobolobo eny amin’ny sekoly Saint- Michel eto Amboasary- Atsimo no nosafidianana ny Delegasion’ny serasera sy ny kolontsaina aty amin’ny Distrikan’ny Amboasary.

Nandray anjara mavitrika ireo mpianatra izay resy lahatra tokoa amin’ny lalan-tsain’ny Tagnamaro.