TAGNAMARO MAROANTSETRA

Fanatsarana lalana Kaominina Ambanivohitra Mariarano.

Lalàna izay mampifandray ity kaominina Mariarano ity amin’ny kaominina roa hafa manodidina azy no nasiampanamboarana amin’ny alalan’ny fitaterana fasika hialana amin’ny fotaka mandrevo rehefa vanimpotoanan’ny rotsa-korana.