TAGNAMARO ANTSALOVA.
Fanarenana ny lalana mampifandray an’Ambalakazaha sy ny faritra manodidina ny hôtels Canada no nanamarika ny Andron’ny Olom-pirenena ny Sabotsy lasa teo.
Nampitaraina ny mpampiasa azy hatry ny ela io lalana io.