TAGAMARO FANRITRA ATSIMO ANDREFANA.

Notanterahina ny sabotsy 16 jolay 2022 tao amin’ny biraon’ny Fitaleavam-paritry ny Serasera sy ny Kolontsaina eto Tsienengea ny Tagnamaro tamin’ity volana ity

Izany no natao dia mba ho fanehoana fiaraha mientana ho fanasoavana ny biraom – panjakana

Asa fanadiovana no natao ho fitandrovana ny fahasalaman’ny mpiasa sy ireo olona mandalo eto anivon’ity toeram-piasana ity.

Navitrika ny mpandray anjara teto, izay nahitana ireo mpiasa miankina sy tsy miankina amin’ny fanjakana sy ireo mpitandro filaminana isantsokajiny misy eto Atsimo Andrefana.

Teo ihany koa ireo mpanakanto lahy sy vavy miara miasa amin’ny Fitaleavam- paritry ny Serasera sy ny Kolontsaina ato Atsimo Andrefana, izay notarihin’ny Talem-paritry ny Serasera sy ny Kolontsaina ato Atsimo-Andrefana.

Ny tanjona dia ny hampita hatrany ny maha zava dehibe ny Tagnamaro mba hipaka eny anivon’ny fiaraha monina ny fampiharana azy.