TAGNAMARO DISTRIKAN’AMBOSITRA

Fikarakarana tanin-janakazo tamin’ny alalan’ny fanaovana »rebouchage » n’ireo pot plastika fambolena ny voan’ny hazo no natao taganamaro taty Ambositra, pot 3823 moa no voatsentsina tamin’izany izay notarihin’ny Préfet Ambositra RAKOTOMALALA Richard sy ny talem-paritry ny Serasera sy Kolontsaina Amoron’i Mania RAHELINORO Lalanirina Noelle

Nohamafisina ihany koa teto ny fanentanana amin’ny ady amin’ny doro tanety