TAGNAMARO KANDREHO.
TAGNAMARO KANDREHO.
Akon’ny Tagnamaro tao Kandreho
Fiara-mientan’ny mponina nanadio ny tokotany manodidina ny CSBII Kandreho manara-penitra no nanamarihana ny hetsika Tagnamaro notarihin’ny Delegasion’ny Serasera sy ny Kolontsaina.