TAGNAMARO SAMBAVA

Fanentsemana tany ireo sachet asiana zana-kazo ho volena no natao nandritra ny Tagnamaro andron ´ny olom-pirenena androany Asabotsy 17 Desambra 2022 teto Sambava.

Fonosana sachet miisa 3200 no vita tamin ´izany.

Misaotra atsika rehetra tonga.